Psalms 75:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho tamin’ny mpirehareha: Aza mirehareha! Ary tamin’ny ratsy fanahy: Aza manandra- tandroka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mihozongozona ny tany mbamin’ny mponina rehetra eo aminy; izaho kosa dia mampiorina ny andriny. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihorohoro ny tany mbamin’ireo mponina eo aminy, nefa Izaho mbola hihazona ny andry iorenany.» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho tamin'ny mpirehareha: aza mirehareha, ary tamin'ny ratsy fanahy: aza manandra-tandroka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho tamin’ny mpirehareha: Aza mirehareha! Ary tamin’ny ratsy fanahy: Aza manandra- tandroka*!
malagasy
Hoy izaho tamin'ny mpirehareha: aza mirehareha, ary tamin'ny ratsy fanahy: aza manandra-tandroka;[Na: Hoy izaho tamin'ny adala: Aza manao adala]