Psalms 75:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manandratra ny tandrokareo ho avo ary aza mikiribiby amin’ny fiteny an’avona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho amin’ny mpirehareha: «Aza mirehareha!» ary amin’ny ratsy fanahy: «Aza manangan-doha!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho aminareo mpirehareha hoe: «Aoka izay ny fireharehànareo!»; ary aminareo olon-dratsy hoe: «Aza miandranandrana intsony!
Malagasy Bible 1865
Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny sahisahy amin'ny fahamafian-katoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manandratra ny tandrokareo ho avo ary aza mikiribiby amin’ny fiteny an’avona.
malagasy
Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny sahisahy amin'ny fahamafian-katoka.