Psalms 75:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy avy any atsinanana na avy any andrefana na avy any atsimo na avy any amin’ny tendrombohitry ny tany efitra no hiavian’ny fisandratana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza avo fananganan-doha loatra, aza miteny an’avonavona be loatra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, aza miandranandrana intsony; aza mafy hatoka miteniteny foana.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy avy any atsinanana na avy any andrefana na avy any atsimo na avy any amin’ny tendrombohitry ny tany efitra no hiavian’ny fisandratana.
malagasy
Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana.[Na: Na avy amin'ny efitra ny tendrombohitra no ihavian'ny fitsarana]