Psalms 75:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny iray Izy ary manandratra ny iray hafa kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any an’efitry ny tendrombohitra!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantaro fa ny didim-pitsarana havoaka dia tsy avy any atsinanana na avy any andrefana, tsy avy any avaratra na avy any atsimo;
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny iray Izy ary manandratra ny iray hafa kosa.
malagasy
Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa.