Psalms 75:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy kapoaka eo an-tanan’NY TOMPO, feno divay mandroatra, miharoharo zavatra iny ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin’ny tany dia hitroka ny faikany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia fa Andriamanitra no manao ny fitsarana: ny iray aetriny, ny iray asandrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Andriamanitra no mpitsara, ka mampietry ny sasany Izy ary manandratra ny hafa kosa.»
Malagasy Bible 1865
Fa misy kapoaka eo an-tànan'i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany dia hitroka ny faikany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy kapoaka eo an-tanan’NY TOMPO, feno divay mandroatra, miharoharo zavatra iny ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin’ny tany dia hitroka ny faikany.
malagasy
Fa misy kapoaka eo an-tànan'i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany dia hitroka ny faikany.[Na: mena]