Psalms 76:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra dia fantatra ao amin’ny Joda; malaza eo amin’ny Israely ny anarany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Salamon’i Asafa. Fihirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha. Salamo nataon’i Asafa. Tononkira.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Asafa. Tonon-kira. Andriamanitra dia fantatra eo amin'ny Joda; malaza eo amin'ny Isiraely ny anarany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra dia fantatra ao amin’ny Joda; malaza eo amin’ny Israely ny anarany;
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny nisehoan'ny fitsarany marina] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Asafa. Tonon-kira. Andriamanitra dia fantatra eo amin'ny Joda; malaza eo amin'ny Isiraely ny anarany;