Psalms 76:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatezeran’ny olona aza midera Anao; isikinanao ny fahatezerana sisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nony nitsangana hitsara Andriamanitra; sy hamonjy ny olo-mahantra rehetra amin’ny tany. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony Ianao nitsangana hilaza ny fanapahan-kevitrao hamonjy ny malahelo rehetra eto amin’ny tany. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahatezeran'ny olona hidera Anao tokoa; ny fahatezerana sisa dia isikinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatezeran’ny olona aza midera Anao; isikinanao ny fahatezerana sisa.
malagasy
Fa ny fahatezeran'ny olona hidera Anao tokoa; ny fahatezerana sisa dia isikinanao.