Psalms 76:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova voady amin’NY TOMPO Andriamanitrareo ka efao ny voadinareo! Aoka izay rehetra manodidina Azy hanolotra fanatitra ho an’Izay mahatahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hody voninahitra ny fisafoaky ny olombelona, sy ny sisam-pahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny fahatezeran’i Edôma aza dia hanjary fiderana Anao; ary ny olona sisa tavela any Hamata dia hataonao manaiky Anao.
Malagasy Bible 1865
Mivoadia, ka efao ny voadinareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo; aoka izay rehetra manodidina Azy hitondra fanatitra ho an'Izay mahatahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova voady amin’NY TOMPO Andriamanitrareo ka efao ny voadinareo! Aoka izay rehetra manodidina Azy hanolotra fanatitra ho an’Izay mahatahotra.
malagasy
Mivoadia, ka efao ny voadinareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo; aoka izay rehetra manodidina Azy hitondra fanatitra ho an'Izay mahatahotra.Manapaka ny reharehan'ny lehibe Izy sady tahotry ny mpanjakan'ny tany.