Psalms 76:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manapitra ny fofonain’ny mpitondra Izy, ary Izy no tahotry ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova voady ianareo, ka efao amin’i Iaveh Andriamanitra izany, aoka hitondra fanatitra ho an’Andriamanitra mahatahotra, izay rehetra manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova voady amin’ny TOMPO Andriamanitrareo, ary efao aminy izany; ianareo firenen-drehetra manodidina, mitondrà fanatitra ho an’ilay Andriamanitra mahatahotra;
Malagasy Bible 1865
Manapaka ny reharehan'ny lehibe Izy sady tahotry ny mpanjakan'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manapitra ny fofonain’ny mpitondra Izy, ary Izy no tahotry ny mpanjakan’ny tany.
malagasy
Manapaka ny reharehan'ny lehibe Izy sady tahotry ny mpanjakan'ny tany.