Psalms 76:13 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manongana ny reharehan’ny manam-pahefana Izy, ary mahatahotra ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Izy no mampiato ny reharehan’ireo andriana sady mampahatahotra an’ireo mpanjakan’ny tany.