Psalms 76:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
naoriny ao Salema ny tranolainy ary ao Ziona ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaza tena teo amin’i Jodà Andriamanitra, malaza eo amin’i Israely ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatra eo amin’i Joda Andriamanitra; lehibe eo amin’i Israely ny lazany.
Malagasy Bible 1865
Naoriny ao Salema ny tranolainy, ary any Ziona ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
naoriny ao Salema ny tranolainy ary ao Ziona* ny fonenany.
malagasy
Naoriny ao Salema ny tranolainy, ary any Ziona ny fonenany.