Psalms 76:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatselatra, ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao Salema ny tabernaklany, ary ao Siôna ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao Salema ny trano itoerany ary ao Tsiôna ny fonenany.
Malagasy Bible 1865
Teo no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatra, sy ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatselatra, ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana.
malagasy
Teo no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatra, sy ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana.