Psalms 76:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamirapiratra Ianao sady be voninahitra, mihoatra noho ny tendrombohitra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo Izy no nanapatapaka ny tsipìka manelatra, ny ampinga, ny sabatra, ary ny ady. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao no namotehany ny fitaovam-piadiana, dia ny tsipîka manelatra sy ny ampinga ary ny sabatra. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mamirapiratra Hianao sady be voninahitra miseho avy any amin 'ny tendrombohitra fitohàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamirapiratra Ianao sady be voninahitra, mihoatra noho ny tendrombohitra mandrakizay.
malagasy
Mamirapiratra Hianao sady be voninahitra miseho avy any amin'ny tendrombohitra fitohàna.[Na: noho]