Psalms 76:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voababo ny mahery fo; renoky ny torimasony izy; samy tsy nahahetsika ny tanany avokoa ny lehilahy mahery rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamirapiratra Ianao, eo amin’ny fiandriananao, eo an-tendrombohitra iantorahanao amin’ny rembinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mahatahotra Ianao, avo manerinerina noho ny tendrombohitra fahagola.
Malagasy Bible 1865
Voababo ny mahery fo; renoky ny torimasony izy; ary samy ankona tsy nahahetsika ny tànany avokoa ny olo-mahery rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voababo ny mahery fo; renoky ny torimasony izy; samy tsy nahahetsika ny tanany avokoa ny lehilahy mahery rehetra.
malagasy
Voababo ny mahery fo; renoky ny torimasony izy; ary samy ankona tsy nahahetsika ny tànany avokoa ny olo-mahery rehetra.[Heb. nahita]