Psalms 76:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr’i Jakoba, dia sondrian-tory na ny kalesy fitondra miady na ny soavaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voababo ireo malaza be herim-po; renoky ny torimasony izy ireo, tsy nahay nampiasa ny tanany ireo olo-mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaroba mbamin’ny miaramila mahery fo, satria renoky ny torimaso ireo; ankona tsy nahahetsika avokoa ireny lehilahy matanjaka ireny.
Malagasy Bible 1865
Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr'i Jakoba, dia sondrian-tory ny kalesy sy ny soavaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr’i Jakoba, dia sondrian-tory na ny kalesy fitondra miady na ny soavaly.
malagasy
Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr'i Jakoba, dia sondrian-tory ny kalesy sy ny soavaly.