Psalms 76:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, Ianao no mahatahotra! Koa iza no mahajanona eo anatrehanao rehefa miseho ny fahatezeranao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nanambana Ianao, ry Andriamanitr’i Jakôba, dia nitsatoka tsy nahahetsika ny kalesy aman-tsoavaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitr’i Jakôba ô, nandrahona Ianao ka nitsatoka teo ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Malagasy Bible 1865
Hianao no mahatahotra; ka iza no mahajanona eo anatrehanao, rehefa miseho ny fahatezeranao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, Ianao no mahatahotra! Koa iza no mahajanona eo anatrehanao rehefa miseho ny fahatezeranao?
malagasy
Hianao no mahatahotra; ka iza no mahajanona eo anatrehanao, rehefa miseho ny fahatezeranao?