Psalms 76:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tany an-danitra no nampandrenesanao ny didim-pitsarana; raiki-tahotra ny tany ka sina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, mahatahotra Ianao! Iza no mahajanona eo anatrehanao, raha mipoaka ny hatezeranao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mahatahotra tokoa Ianao! Ka iza no hahajanona eo anoloanao, rehefa mipoaka ny fahatezeranao?
Malagasy Bible 1865
Avy tany an-danitra no nampandrenesanao fitsaràna. Raiki-tahotra ny tany ka sina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tany an-danitra no nampandrenesanao ny didim-pitsarana; raiki-tahotra ny tany ka sina
malagasy
Avy tany an-danitra no nampandrenesanao fitsaràna. Raiki-tahotra ny tany ka sina,