Psalms 76:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namoaka didim-pitsarana avy any an-tampon’ny lanitra Ianao; nihorohoro sy nangina ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy any an-danitra no amoahanao didim-pitsarana; Andriamanitra ô, raiki-tahotra ny tany ka mangina,
Malagasy Bible 1865
Raha nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin’ny tany.
malagasy
Raha nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin'ny tany.