Psalms 77:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feoko dia mankany amin’Andriamanitra ka mitaraina aho; eny, ny feoko dia mankany amin’Andriamanitra ka manongilan-tsofina amiko Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira... Iditona. Salamon’i Asafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’i Jedotòna filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Asafa.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Asafa. Ny feoko dia mankany amin'Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin'Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feoko dia mankany amin’Andriamanitra ka mitaraina aho; eny, ny feoko dia mankany amin’Andriamanitra ka manongilan-tsofina amiko Izy.
malagasy
[Fahatsiarovana ny amin'ny taon-dasa ho enti-mampionona ny fo, raha mila ho reraka] Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Asafa. Ny feoko dia mankany amin'Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin'Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.