Psalms 77:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan’ny tanana ankavanan’ny Avo Indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hadinon’Andriamanitra va ny famindram-pony? Notsoahany noho ny fahatezerany va ny indrafony? - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinon’Andriamanitra ve ny miantra anay? Nohidiany tanteraka ve ny fony, satria tezitra Izy?» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan 'ny tanana ankavanan'ny Avo Indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan’ny tanana ankavanan’ny Avo Indrindra.
malagasy
Ary hoy izaho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan'ny tanana ankavanan'ny Avo Indrindra.[Na: Nefa tsarovako ny taon']