Psalms 77:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampahatsiaro ny asan’NY TOMPO aho fa mahatsiaro ny fahagagana nataonao fahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: «Izao no dia mankararirary ahy: niova ny tanana ankavanan’Andriamanitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho anakampoko hoe: «Ny mampahararirary ahy dia izao: Tsy manao asa mahery ho anay intsony ilay Andriamanitra Avo Indrindra.»
Malagasy Bible 1865
Hampahatsiaro ny asan'i Jehovah aho, fa ta-hahatsiaro ny fahagagana nataonao fony taloha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampahatsiaro ny asan’NY TOMPO aho fa mahatsiaro ny fahagagana nataonao fahiny.
malagasy
Hampahatsiaro ny asan'i Jehovah aho, fa ta-hahatsiaro ny fahagagana nataonao fony taloha;