Psalms 77:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hisaina ny asanao rehetra aho ary hihevitra ny nataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te-hampahatsiaro ny asan’i Iaveh aho fa mahatsiahy ny asanao mahagaga fahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tsaroako izay efa nataonao ary tadidiko ny zava-mahagaga vitanao fahiny.
Malagasy Bible 1865
Eny hisaina ny asanao rehetra aho, ary hihevitra ny nataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hisaina ny asanao rehetra aho ary hihevitra ny nataonao.
malagasy
Eny hisaina ny asanao rehetra aho, ary hihevitra ny nataonao.