Psalms 77:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, amin’ny fahamasinana ny lalanao. Iza no andriamanitra lehibe tahaka an’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiako ny mieritreritra ny asanao rehetra, sy mandinika ny zava-dehibe nataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandinika ireo asanao rehetra aho ary mieritreritra ireo zava-dehibe nataonao.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, amin'ny fitoerana masina ny lalanao; iza no andriamani-dehibe tahaka an'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, amin’ny fahamasinana ny lalanao. Iza no andriamanitra lehibe tahaka an’Andriamanitra?
malagasy
Andriamanitra ô, amin'ny fitoerana masina ny lalanao; iza no andriamani-dehibe tahaka an'Andriamanitra? [Na: amin'ny fahamasinana]