Psalms 77:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no Andriamanitra izay manao fahagagana; nampahafantatra ny herinao teny amin’ny firenena Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, masina ny lalanao, zovy moa no Andriamanitra lehibe tahaka ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, fahamasinana no tanjon’ny lalanao ka tsy misy Andriamanitra lehibe toa Anao.
Malagasy Bible 1865
Hianao no Andriamanitra Izay manao fahagagana; efa nampahalala ny herinao teny amin'ny firenena Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no Andriamanitra izay manao fahagagana; nampahafantatra ny herinao teny amin’ny firenena Ianao.
malagasy
Hianao no Andriamanitra Izay manao fahagagana; efa nampahalala ny herinao teny amin'ny firenena Hianao.