Psalms 77:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Navotan’ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak’i Jakoba sy i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no Andriamanitra mahavita fahagagana, naneho ny herinao tamin’ny firenena Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao irery no manao zava-mahagaga; ary nasehonao tamin’ny firenen-kafa ny fahefànao.
Malagasy Bible 1865
Navotan'ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak'i Jakoba sy Josefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Navotan’ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak’i Jakoba sy i Josefa.
malagasy
Navotan'ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak'i Jakoba sy Josefa.