Psalms 77:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita Anao ny ranobe, Andriamanitra ô, nahita Anao ny ranobe ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navotanao tamin’ny sandrinao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakôba sy i Josefa. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny herinao no nanavotanao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakôba sy ny taranak’i Jôsefa. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra ô, ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita Anao ny ranobe, Andriamanitra ô, nahita Anao ny ranobe ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina.
malagasy
Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra ô, ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina.