Psalms 77:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandatsaka ranonorana ny rahona; nikotrokotroka ny lanitra; nifanaretsaka koa ny zana-tsipìkanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita Anao ny rano, ry Andriamanitra ô, nahita Anao ny rano dia nangovitra; nihoviotrovotra ny hantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, nahita Anao ny ranobe ka raiki-tahotra; eny, nipararetra mbamin’ny fanambanin’ny ranomasina aza.
Malagasy Bible 1865
Nandatsaka ranonorana ny rahona; nikotrokotroka ny lanitra; nifanaretsaka koa ny zana-tsipìkanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandatsaka ranonorana ny rahona; nikotrokotroka ny lanitra; nifanaretsaka koa ny zana-tsipìkanao.
malagasy