Psalms 77:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia miaraka amin’ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny tselatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandatsaka ny ranony ny rahona, nikotrokotroka ny feon’ny rahona, dia nifanaretsaka hatraiza hatraiza ny zana-tsipìkanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandrotsaka oram-be ny rahona, namoaka kotro-baratra ny raho-matevina, ary nifanaretsaka ny zana-tsipîkanao.
Malagasy Bible 1865
Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia teo amin'ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia miaraka amin’ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny tselatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
malagasy
Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia teo amin'ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.[Na: dia nikodiadia]