Psalms 77:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ny ranomasina ny lalanao ary ny nalehanao dia tany amin’ny rano mandriaka ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanakoako tao amin’ny tadio ny varatrao, nanazava izao tontolo izao ny tsela-baratra; nihoron-koditra sy nihorohoro ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny firohondrohon’ny kotro-baratrao dia nahazava izao rehetra izao ny tselatra, ary nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
Malagasy Bible 1865
Tany amin'ny ranomasina ny lalanao, ary ny nalehanao dia tany amin'ny rano mandriaka, ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ny ranomasina ny lalanao ary ny nalehanao dia tany amin’ny rano mandriaka ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.
malagasy
Tany amin'ny ranomasina ny lalanao, ary ny nalehanao dia tany amin'ny rano mandriaka, ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.Ny tanan'i Mosesy sy Arona no nitondranao ny olonao toy ny ondry.