Psalms 77:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahoriako no itadiavako ny Tompo; misandratra mandritra ny alina ny tanako fa tsy vizana; ny fanahiko dia tsy mety ampiononina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miakatra ho any amin’Andriamanitra ny feoko, ka mitaraina aho; miakatra ho any amin’Andriamanitra ny feoko: aoka hihaino ahy anie Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no antsoiko mba hitarainako; eny, Izy no antsoiko mba hihainoany ahy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahoriako no itadiavako ny Tompo; misandratra mandritra ny alina ny tanako fa tsy vizana; ny fanahiko dia tsy mety ampiononina.
malagasy
Tamin'ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.