Psalms 77:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny tanan’i Mosesy sy i Arona no nitarihanao ny olonao toy ny andian’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalana nalehanao ny ranomasina, sakeli-dalana nombanao ny ranobe, ka tsy nisy nahafantarana ny dianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao lalana tany an-dranomasina Ianao ary sakeli-dalana tany amin’ny rano lalina, nefa tsy nisy nahalala ny soritry ny dianao.
Malagasy Bible 1865
Ny tanan'i Mosesy sy Arona no nitondranao ny olonao toy ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny tanan’i Mosesy sy i Arona no nitarihanao ny olonao toy ny andian’ondry.
malagasy
Ny tanan'i Mosesy sy Arona no nitondranao ny olonao toy ny ondry.