Psalms 77:21 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra ny vahoakanao, toy ny biby fiompy, Ianao tamin’ny tanan’i Môizy sy i Aarôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fitarihana andian’ondry no nitarihanao ny vahoakanao tamin’ny alalan’i Mosesy sy i Aharôna.