Psalms 77:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro an’Andriamanitra aho ka misento; te hieritreritra aho, reraka ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitady ny Tompo, amin’ny andron’ny fahoriako aho; manandra-tanana tsy mety vizana aho, nony alina; lavin’ny fanahiko avokoa ny fampiononana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo no tadiaviko amin’ny andro fahoriako; tsy an-kitsahatra, nony alina, no anandratako tanana any aminy, kanefa dia tsy mety mionona ny foko.
Malagasy Bible 1865
Ta-hahatsiaro an'Andriamanitra aho, ka dia nisento; te-hieritreritra aho, ka dia reraka ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro an’Andriamanitra aho ka misento; te hieritreritra aho, reraka ny fanahiko.
malagasy
Ta-hahatsiaro an'Andriamanitra aho, ka dia nisento; te-hieritreritra aho, ka dia reraka ny fanahiko.