Psalms 77:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avelanao hahita torimaso aho; mitebiteby aho ka tsy mahateny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatsiaro an’Andriamanitra aho, dia misento; mieritreritra aho dia reraka ny fanahiko. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatsiaro an’Andriamanitra aho, ka misento; raha vao mieritreritra aho, dia rera-tsaina. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mampiari-tory ny masoko Hianao; mitebiteby aho ka tsy mahateny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avelanao hahita torimaso aho; mitebiteby aho ka tsy mahateny.
malagasy
Mampiari-tory ny masoko Hianao; mitebiteby aho ka tsy mahateny.