Psalms 77:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazoninao misokatra ny hodi-masoko; ary tsy mahateny aho, azon’ny tebitebiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy avelan’ny Tompo hikimpy ny masoko; mitebiteby aho, ary tsy hitako izay holazaina.
Malagasy Bible 1865
Nihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.
malagasy
Nihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.