Psalms 77:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro ny hirako tamin’ny alina aho; mamadibadika ao am-poko aho ary ny fanahiko dia manontany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka eritreretiko izany andro taloha, mbamin’ny taona fahizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vetsoiko ny andro fahiny, tsaroako ny taona taloha elabe.
Malagasy Bible 1865
Ta-hahatsiaro ny nitendreko valiha tamin'ny alina aho; te-hidinidinika amin'ny foko aho, ary ny fanahiko nanontany mafy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro ny hirako tamin’ny alina aho; mamadibadika ao am-poko aho ary ny fanahiko dia manontany hoe:
malagasy
Ta-hahatsiaro ny nitendreko valiha tamin'ny alina aho; te-hidinidinika amin'ny foko aho, ary ny fanahiko nanontany mafy hoe: