Psalms 77:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanary mandrakizay va ny Tompo? Tsy hankasitraka intsony va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroako ny hirako tamin’ny alina; dia mandinidinika ao am-poko aho, ary hoy ny fanontanian’ny saiko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandinika lalina aho, nony alina, sady mieritreritra ato am-poko; ka ny saiko dia velom-panontaniana hoe:
Malagasy Bible 1865
Hanary mandrakizay va ny Tompo? Tsy hankasitraka intsony va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanary mandrakizay va ny Tompo? Tsy hankasitraka intsony va Izy?
malagasy
Hanary mandrakizay va ny Tompo? Tsy hankasitraka intsony va Izy?