Psalms 77:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindrampony? Efa tapitra tsy ho an’ny taranaka rehetra va ny teniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hanary mandrakizay ve ny Tompo, dia tsy hankasitraka intsony ve Izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Dia hanary anay mandrakizay ve ny Tompo? Tsy hiantra anay intsony ve Izy?
Malagasy Bible 1865
Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindram-pony? Efa tapitra mandrakizay va ny teniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindrampony? Efa tapitra tsy ho an’ny taranaka rehetra va ny teniny?
malagasy
Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindram-pony? Efa tapitra mandrakizay va ny teniny?