Psalms 77:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantrany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tapitra mandrakizay va ny famindram-pony? Tapaka teo va ny fampanantenany momba ny taona ho avy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho lany tokoa ve ny fitiavany anay? Ho tapitra tsy hisy intsony ve ny teniny?
Malagasy Bible 1865
Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantràny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantrany?
malagasy
Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantràny?