Psalms 78:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny fampianarako, ry oloko! Atongilano ny sofinareo amin’ny tenin’ny vavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana nataon’i Asafa. Henoy ny fampianarako, ry vahoakako, atongilano amin’ny tenin’ny vavako, ny sofinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkalo fananarana nataon’i Asafa. Henoy tsara ny fampianarako, ry mpiray firenena amiko; atongilano ny sofinareo amin’izay teny lazaiko.
Malagasy Bible 1865
Maskila nataon'i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin'ny tenin'ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny fampianarako, ry oloko! Atongilano ny sofinareo amin’ny tenin’ny vavako.
malagasy
[Famaranana nalaina tamin'ny tantaran'ny Isiraely hatramin'i Mosesy ka hatramin'i Davida] Maskila nataon'i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin'ny tenin'ny vavako.