Psalms 78:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaky vatolampy tany an-tany efitra Izy ka nampigoka azy tahaka ny tamin’ny ranon’ny lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaky ny vatolampy tany an’efitra, dia nomeny hosotroiny toy ny rano migorodana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaky vatolampy tany an-taniefitra Izy, ka nampisotro azy tamin’ny loharano nitosaka avy any amin’ny fanambanin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Namaky vatolampy tany an-efitra Izy, ka nampisotro azy nanaram-po tahaka ny amin'ny rano lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaky vatolampy tany an-tany efitra Izy ka nampigoka azy tahaka ny tamin’ny ranon’ny lalina.
malagasy
Namaky vatolampy tany an-efitra Izy, ka nampisotro azy nanaram-po tahaka ny amin'ny rano lalina.