Psalms 78:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo mbola nandroso nanota Taminy ihany izy ireo ka nampahatezitra ny Avo Indrindra tany an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa izy ireo mbola nanohy ny nanota taminy, sy nikomy tamin’ny Avo indrindra tany an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nanohy ny fahotany ihany ireo ka nikomy tamin’ilay Avo Indrindra, tao amin’izany tany karankaina izany.
Malagasy Bible 1865
Kanjo mbola nandroso nanota taminy ihany izy ireo, ka nampahatezitra ny Avo Indrindra tany an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo mbola nandroso nanota Taminy ihany izy ireo ka nampahatezitra ny Avo Indrindra tany an-tany efitra.
malagasy
Kanjo mbola nandroso nanota taminy ihany izy ireo, ka nampahatezitra ny Avo Indrindra tany an-efitra.