Psalms 78:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka fanahy an’Andriamanitra tao am-pony izy tamin’ny nilany hanina araka izay nahaliana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka fanahy an’Andriamanitra tao am-pony izy ireo, nangataka hanina araka ny fitsiriritany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sahy nihantsy an’Andriamanitra aza izy, ka nangataka izay hanina nahaliana azy;
Malagasy Bible 1865
Dia naka fanahy an'Andriamanitra tam-pony izy, tamin'ny nilàny hanina araka ny nahaliana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka fanahy an’Andriamanitra tao am-pony izy tamin’ny nilany hanina araka izay nahaliana azy.
malagasy
Dia naka fanahy an'Andriamanitra tam-pony izy, tamin'ny nilàny hanina araka ny nahaliana azy.