Psalms 78:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny nanohitra an’Andriamanitra izy hoe: Mahay mamelatra latabatra atỳ an-tany efitra va Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny nanohitra an’Andriamanitra izy nanao hoe: «Hahavoatra latabatra atỳ an’efitra va Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niteny ratsy an’Andriamanitra ireo, raha nanao fanontaniana hoe: «Andriamanitra ve afaka hanome sakafo hohanintsika atỳ an-taniefitra atỳ?
Malagasy Bible 1865
Dia niteny nanohitra an'Andriamanitra izy ka nanao hoe: mahavelatra latabatra atỳ an-efitra va Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny nanohitra an’Andriamanitra izy hoe: Mahay mamelatra latabatra atỳ an-tany efitra va Andriamanitra?
malagasy
Dia niteny nanohitra an'Andriamanitra izy ka nanao hoe: mahavelatra latabatra atỳ an-efitra va Andriamanitra?