Psalms 78:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, nikapoka ny vatolampy Izy dia nigororoana ny rano ka nandriaka; mahay manome mofo koa va Izy? Mahatonga hena ho an’ny olony va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa nikapoka ny vatolampy Izy dia nandeha ny rano, ary nibosasaka ny ranon-driaka; ho azony atao koa va ny manome mofo na manome hena ho an’ny vahoakany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina fa nikapoka vatolampy Izy ka nampigororoana rano avy ao hanjary riaka mibosasaka. Saingy ho hainy ve ny hanome mofo na hamatsy hena ny vahoakany?»
Malagasy Bible 1865
Indro, namely ny vatolampy Izy, dia nigororoana ny rano ka nandriaka; mahay manome mofo koa va Izy? Mahatonga hena ho an'ny olony va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, nikapoka ny vatolampy Izy dia nigororoana ny rano ka nandriaka; mahay manome mofo koa va Izy? Mahatonga hena ho an’ny olony va Izy?
malagasy
Indro, namely ny vatolampy Izy, dia nigororoana ny rano ka nandriaka; mahay manome mofo koa va Izy? Mahatonga hena ho an'ny olony va Izy?