Psalms 78:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’NY TOMPO izany dia tezitra Izy; nisy afo nirehitra tamin’i Jakoba sady nisy fahatezerana namely an’Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahare izany i Iaveh ka tezitra, ka nisy afo nirehitra namely an’i Jakôba, ary nisy hatezerana nipoitra namely an’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre izany ny TOMPO ka nisafoaka tamin’ireo taranak’i Jakôba; nirehitra toy ny afo ny hatezerany ka namely ny Israelita,
Malagasy Bible 1865
Koa nony ren'i Jehovah izany, dia tezitra Izy; ary nisy afo nirehitra tamin'i Jakoba, sady nisy fahatezerana namely ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’NY TOMPO izany dia tezitra Izy; nisy afo nirehitra tamin’i Jakoba sady nisy fahatezerana namely an’Israely,
malagasy
Koa nony ren'i Jehovah izany, dia tezitra Izy; ary nisy afo nirehitra tamin'i Jakoba, sady nisy fahatezerana namely ny Isiraely,