Psalms 78:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nampirotsaka mana taminy mba hohaniny Izy ary varin’ny lanitra no nomeny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandatsaka mana teny aminy hamelona azy Izy, ary varin’ny lanitra no nomeny azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nandrotsahany ny mana ireo ho sakafony, vary avy any an-danitra no nomeny azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandatsaka mana teny aminy hohaniny Izy, ary varin'ny lanitra no nomeny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nampirotsaka mana taminy mba hohaniny Izy ary varin’ny lanitra no nomeny azy.
malagasy
Dia nandatsaka mana teny aminy hohaniny Izy, ary varin'ny lanitra no nomeny azy.