Psalms 78:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fihinan’ny mahery no nohanin’ny olona; nandefasany hanina hahavoky azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nihinana ny mofon’ny mahery izy; nandefa hanina taminy Izy, ka nataony voky izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mofon’ny mahery no nohanin’ny olona efa osa, fa nandefasany vatsy mahavoky izy.
Malagasy Bible 1865
Ny fihinan'ny mahery no nohanin'ny olona; nanaterany hanina hahavoky azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fihinan’ny mahery no nohanin’ny olona; nandefasany hanina hahavoky azy izy.
malagasy
Ny fihinan'ny mahery no nohanin'ny olona; nanaterany hanina hahavoky azy izy.