Psalms 78:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin’ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampifofofofo ny rivotra avy atsinanana teny an-danitra Izy, nitarika ny rivotra avy atsimo tamin’ny heriny Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’Andriamanitra nifofofofo teny an-danitra ny rivotra avy any atsinanana; ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo.
Malagasy Bible 1865
Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin'ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin’ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo;
malagasy
Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin'ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo.