Psalms 78:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha nirehitra taminy ny fahatezeran’Andriamanitra ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy ary naripany ny zatovolahin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nihatra tamin’izy ireo ny hatezeran’Andriamanitra; nojanjanany ho faty ireo nivoky indrindra, naripany koa ny zatovolahin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nirehetan’ny fahatezeran’Andriamanitra izy: dia nahafatesany tamin’ireo matanjaka, nataony ripaka ny zatovo israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha nirehitra taminy ny fahatezeran’Andriamanitra ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy ary naripany ny zatovolahin’ny Israely.
malagasy
Dia nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin'ny Isiraely.